Nanavao ny Politika Fitanan-tsiambaratelonay miaraka amin’ny tsipiriany momba ireo fahafaha-manaon’ny IA mahay misolotena sy ny fomba fanokananay ireo traikefanao IA izahay.
Izahay ato amin’i Meta dia te hanao izay hahazoanao hoe fampahalalana inona avy no angoninay, ary ahoana no fampiasanay sy fizaranay azy. Izay no antony amporisihanay anao hamaky ny Politika Fitanan-tsiambaratelonay. Manampy anao hampiasa an’ireo Vokatra Meta amin’ny fomba mety aminao izany.
Ao amin’ny Politika Fitanan-tsiambaratelo, izahay dia manazava ny fomba fanangonanay, fampiasanay, fizaranay, fihazonanay ary famindranay fampahalalana. Mampahafantatra anao ireo zonao ihany koa izahay. Ny fizarana tsirairay amin’ity Politika ity dia ahitana ohatra manampy sy fiteny tsotra kokoa mba hanamorana ny fahazoana ireo fanaonay. Nanampy rohy mankany amin’ireo enti-manana izay azonao amantarana bebe kokoa momba ireo lohahevitra fitanan-tsiambaratelo mahaliana anao ihany koa izahay.
Zava-dehibe aminay koa ny mampahafantatra anao ny fomba hifehezanao ny fitanan-tsiambaratelonao, ka mampiseho aminao izahay hoe aiza ianao no afaka mitantana ny fampahalalanao ao amin’ny tefin’ireo Vokatra Meta ampiasainao. Afaka manavao ireo tefy ireo hamolavolana ny traikefanao ianao.
Ny fampahalalana angoninay sy kirakirainay momba anao dia miankina amin’ny fomba ampiasanao ireo Vokatray. Ohatra, manangona fampahalalana isan-karazany izahay raha mivarotra fanaka amin’ny Marketplace ianao toy izay raha manontany ny AI amin’ny Meta hanoratra vazivazy iray ho anao ianao. Rehefa mampiasa ireo Vokatray ianao, dia manangona fampahalalana sasany momba anao izahay na dia tsy manana kaonty aza ianao.
Dia ahoana raha tsy mamela anay hanangona fampahalalana sasany ianao?
Takina ny fampahalalana sasany mba hahafahan’ireo Vokatray mandeha. Tsy voatery ny fampahalalana ankoatra izay, saingy raha tsy misy azy ireo, dia mety ho voakasika ny kalitaon’ny traikefanao.
Mampiasa ny fampahalalana angoninay hanolorana traikefa voatokana ho anao izahay, anisan’izany ireo doka, miaraka amin’ireo antony hafa hazavainay antsipiriany etsy ambany.
Ho an’ny sasany amin’ireo tanjona ireo, dia mampiasa fampahalalana eran’ireo Vokatray sy eran’ireo fitaovan-tseraseranao izahay. Ny fampahalalana ampiasainay ho an’ireo tanjona ireo dia kirakirain’ireo rafitray amin’ny fomba mandeha ho azy. Amin’ny tranga sasany kosa, mampiasa fandinihana an-tanana hisitrahana sy handinihana ny fampahalalanao ihany koa izahay.
Mba hampiasana fampahalalana kely kokoa izay mifandray amin’ireo mpampiasa isanisany, amin’ny tranga sasany dia manala famantarana na manambatra fampahalalana na tsy mampitonona anarana azy izahay amin’izay tsy ahafantarana anao intsony izany. Mampiasa ity fampahalalana ity amin’ny fomba mitovy amin’ny ampiasanay ny fampahalalanao araka ny voasoritsoritra ato amin’ity fizarana ity izahay.
Indreto ireo fomba ampiasanay ny fampahalalanao:
Mba hanolorana sy hanokanana ary hanatsarana ireo Vokatray
Mba hanolorana serivisy momba ny refy sy ny famakafakamirindra ary ny fihariana
Be dia be ny olona miantehitra amin’ireo Vokatray hampandehanana na hampanehoehoana ireo fiharian’izy ireo na hizarana ny votoatin’izy ireo. Manampy azy ireo handrefy ny fahombiazan’ny dokan’izy ireo sy ny votoaty hafa, ireo vokatra sy serivisy izahay.
Ahoana no fizaranay fampahalalana amin’ireo antoko fahatelo?
Songadina
Tsy mivarotra ampahan’ny fampahalalanao tsy ankanavaka na amin’iza na iza izahay, ary tsy hanao izany na oviana na oviana. Mitaky amin’ireo mpiaramiombonantoka sy antoko fahatelo hafa mba hanaraka fitsipika momba ny fomba azon’izy ireo sy tsy azon’izy ireo ampiasana sy amborahana ny fampahalalana omenay ihany koa izahay.
Indreto misy tsipiriany bebe kokoa hoe iza no izaranay fampahalalana:
Mizara fampahalalana amina antoko fahatelo koa izahay mba hamaliana fangatahana ara-dalàna, hanoavana lalàna manan-kery na hisorohana fahavoazana. Mamaky ny Politika.
Ary raha mivarotra na mamindra ny fiharianay manontolo na amin’ny ampahany amin’ny olon-kafa izahay, amin’ny tranga sasany dia mety hanome ilay tompony vaovao ny fampahalalanao toa ampahan’io fifanakalozana io izahay, saingy araka izay eken’ny lalàna ihany.
Ahoana no fiarahan’ireo Orinasa Meta miasa?
Songadina
Izahay dia anisan’ireo Orinasa Meta s izay manolotra ireo Vokatry ny Orinasa Meta. Vokatr’ireo Orinasa Meta dia ahitana ireo Vokatra Meta rehetra voarakotr’ity Politika ity, miampy ireo vokatra hafa toa an’i WhatsApp sy maro hafa.
Mifampizara ny fampahalalana angoninay, fotodrafitrasa, rafitra ary teknolojia amin’ireo Orinasa Meta hafa izahay. Mamantara bebe kokoa momba ny fomba hamindrana fampahalalana amin’ireo firenena hafa.
Mikirakira ny fampahalalana raisinay momba anao avy amin’ireo Orinasa Meta hafa koa izahay, araka ny fepetra sy politikan’izy ireo ary araka izay eken’ny lalàna manan-kery. Amin’ny tranga sasany, dia miasa toy ny mpamatsy serivisy iray ho an’ireo Orinasa Meta hafa i Meta. Miasa amin’ny anaran’izy ireo sy araka ny torolalan’izy ireo sy fepetran’izy ireo izahay.
Nahoana no mizara eran’ireo Orinasa Meta izahay
Ireo Vokatra Meta dia mizara fampahalalana amin’ireo Orinasa Meta hafa:
Mba hitandroana ny aroloza sy ny fahalemana ary ny maha iray tsy mivaky sy hanoavana lalàna manan-kery
Mba hanomezana endrika manokana tolotra sy doka ary votoaty notohanan'ny mpanohana na votoaty ara-barotra hafa
Mba hamolavolana sy hanomezana endrika manokana endri-javatra fiasa sy fampifandraisana
Mba hahazoana ny fomba ampiasan’ny olona sy ifanaovan’ny olona amin’ireo Vokatr’ireo Orinasa Meta
Afaka mamantatra bebe kokoa momba ny fiasan’ny fitanan-tsiambaratelo amin’ny Facebook sy amin’ny Instagram ary ao amin’ny Ivon’ny Fanampiana Facebook ianao. Raha manana fanontaniana momba ity politika ity ianao, dia afaka mifandray aminay araka ny voasoritsoritra etsy ambany. Any amin’ny firenena sasany, dia mety ho azonao atao koa ny mifandray amin’ny Mpisahana Fiarovana Angondrakitra ho an’i Meta Platforms, Inc., ary arakaraka ny fari-piadidiana misy anao, dia mahazo mifandray mivantana amin’ny Mpisahana Fiarovana Angondrakitra (“DPA”) anao eto an-toerana koa ianao.
Hafiriana no tananay ny fampahalalanao?
Songadina
Mitana fampahalalana izahay raha mbola mila azy hanolorana an’ireo Vokatray, hanoavana adidy ara-dalàna na hiarovana ny tombontsoanay na ny tombontsoan’ny hafa. Izahay no manapa-kevitra hoe hafiriana no ilanay ny fampahalalana isaky ny tranga. Izao no asianay lanjany rehefa manapa-kevitra momba io izahay:
Raha mila an’io hampandehanana na hanolorana an’ireo Vokatray izahay. Ohatra, mila mampirina ny sasany amin’ireo fampahalalanao izahay mba hikojakojana ny kaontinao. Mamantara bebe kokoa.
Ilay fiasa ampiasanay azy, ary ahoana no fandehan’io fiasa io. Ohatra, ny hafatra alefa amin’ny alalan’ny maody manjavon’ny Messenger dia tazomina mandritra ny fotoana fohy kokoa noho ny hafatra mahazatra. Mamantara bebe kokoa.
Hafiriana no mila mitana ny fampahalalana izahay mba hanoavana an’ireo adidy ara-dalàna sasantsasany. Mahita ohatra vitsivitsy.
Raha mila an’io ho an’ny tanjona rariny sy hitsiny hafa izahay, toy ny hisorohana fahavoazana; hanadihadiana an’izay mety ho tsy fanarahana an’ireo fepetranay na politikanay; hampanehoehoana ny aroloza sy ny fahalemana ary ny maha iray tsy mivaky; na hiarovana ny tenanay, anisan’izany ny zonay, fanananay na vokatray
Amin’ny fisehoan-javatra sasany sy ho an’ny antony voatondro, dia fampahalalana mandritra ny vanim-potoana elaela izahay. Vakio ny Politikanay momba ny hoe oviana no mety hampirina ny fampahalalanao izahay.
Ahoana no famalianay fangatahana ara-dalàna sy fanoavanay lalàna manan-kery ary fisorohanay fahavoazana?
Songadina
Misitraka, mampirina, mampiasa ary mizara ny fampahalalanao izahay:
Ho famaliana an’ireo fangatahana ara-dalàna, toy ny didy fampisavana, didim-pitsarana, baiko fampisehoana na fampiantsoana ho any amin’ny fitsarana. Ireo fangatahana ireo dia avy amin’ny antoko fahatelo toy ireo antoko sivily amin’ny raharaham-pitsarana, ny mpitandro filaminana ary ny mpitondra fanjakana hafa. Mamantara bebe kokoa hoe oviana no mamaly fangatahana ara-dalàna izahay.
Araka ny lalàna manan-kery
Mba hampanehoehoana ny aroloza sy ny fahalemana ary ny maha iray tsy mivaky an’ireo Vokatra Meta, mpampiasa Meta, mpiasa sy fananan’i Meta ary ny daholobe. Mamantara bebe kokoa.
Mety hisitraka na hampirina ny fampahalalanao mandritra ny fotoana halavaina izahay. Mamantara bebe kokoa.
Ahoana no hahafantaranao fa niova ny Politika?
Hilaza aminao izahay alohan’ny hanaovanay fanovana mivaingana amin’ity Politika ity. Hanana fotoana fanararaotra handinihana ny Politika nohavaozina ianao alohan’ny hisafidiananao hanohy hampiasa an’ireo Vokatray.
Ahoana no hifandraisana amin’i Meta raha misy fanontaniana
Afaka mamantatra bebe kokoa momba ny fandehan’ny fitanan-tsiambaratelo amin’ny Facebook sy amin’ny Instagram ary ao amin’ny Ivon’ny Fanampiana Facebook ianao. Raha manana fanontaniana momba ity Politika ity na manana fanontaniana, fitarainana na fangatahana mikasika ny fampahalalanao ianao dia afaka mifandray aminay araka ny voasoritsoritra etsy ambany.
Azonao atao ny mifandray aminay an-jotra na an-taratasy alefa paositra amin’ny:
Meta Platforms, Inc.
ATTN: Privacy Operations
1 Meta Way
Menlo Park, CA 94025
Nahoana sy ahoana no kirakirainay ny fampahalalanao
Voasoritsoritra etsy ambany ireo sokajin’ny fampahalalana ampiasainay ary nahoana sy ahoana no kirakiraina ny fampahalalana:
Fanokanana ireo Vokatra Meta
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ireo rafitray dia mikirakira amin’ny fomba mandeha ho azy ny fampahalalana nangoninay sy notahirizinay momba anao sy ny hafa, mba hanombanana sy hahatakarana ireo zava-mahaliana anao sy ireo safidinao manokana ary mba hanomezana traikefa mifanaraka manokana aminao ao anatin'ireo Vokatry ny Orinasa Meta sy manerana izany, araka ny fepetra mifehy anay. Izay no fomba fanaonay rehefa:
Manome sosokevitra anao (toy ny olona mety ho fantatrao, vondrona na hetsika mety hahaliana anao na ireo lohahevitra mety ho tianao harahina) amin’ireo sy ivelan’ireo Vokatray.
Ny rafi-dokanay dia manao lohalaharana hoe doka inona no haseho anao araka ny hoe mpahita iza no tian’ireo mpanao doka hotakarina. Avy eo mampifanandrify ilay doka amin’ireo olona mety ho liana izahay. Mamantara bebe kokoa momba ny fomba fiasan’ny rafi-dokanay.
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ny fiasan’ny fakan-tsarinay na ny fikirakirana ireo rakitsarinao, na amin’ny alalan’ireo endri-javatra mampiasa feo ananay
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto endri-javatra fiasa ireto
Karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, toy ny hoe raha eo aloha na tsia ny appnay na raha mihetsika ny "souris" ampiasainao (izay afaka manampy amin'ny fanavahana ny olombelona amin'ny fitaovana mandeha ho azy (bots)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Famantarana avy amin'ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefin’ny fitaovan-tseraseranao (toy ny toerana GPS)
Fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao
Ireo tatitra momba ny fahombiazan’ireo vokatray amin’ny fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana avy amin’ireo kokizy sy ireo teknolojia mitovy aminy
Ho an’ireo mpampiasa WhatsApp, fantaro bebe kokoa hoe inona avy ny fampahalalana zaraina amin’i Meta.
Fampifandraisana ireo kaontinao
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Raha manampy kaonty WhatsApp amin’ny Ivokaonty iray miaraka amin’ireo kaonty hafa amin’ireo Vokatry ny Orinasa Meta ianao: Mba hampifandraisana ireo kaontinao ao amin’ireo Vokatry ny Orinasa Meta amin’ny kaonty WhatsAppnao ao amin’ny Ivokaonty iray ihany ary hizarana ny fampahalalana momba anao amin’i WhatsApp.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Miankina tanteraka amin'ny toe-javatra misy anao ny fampahalalana tena ampiasainay, saingy mety ho anisan'izany ireto manaraka ireto:
Fanamarihana: ilay lisitra etsy ambany dia momba ny fampahalalana avy amin’i Meta. Momba ireo fampahalalana zarain’i WhatsApp amin’i Meta, dia jereo ny lahatsoratra Ivon’ny Fanampiana WhatsApp.
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ny fanolorana Vokatra Meta dia ahitana ny fanangonana sy fitahirizana ary, raha ilaina, ny fizarana, famoronana mombamomba, fandinihana ary ny fandaminana angon-drakitra, ary amin'ny toe-javatra sasany, tsy ny fikirakirana mandeha ho azy ihany fa ny fandinihana ataon'ny olombelona ihany koa, mba hahafahana:
Mamorona sy mikojakoja ny kaontinao sy ny mombamomba anao,
Mampifandray ny kaontinao mifandraika amin'ny Vokatra Meta, anisan’izany ny fampahalalana mikasika ny mombamomba anao ho an'ny daholobe, ny mpiaramiombon'antoka mifandray amin’ny rafitra, mba hidirana amin'ny kaonty na hizarana ny fampahalalana momba anao
Manamora ny fizarana votoaty sy toetoetra,
Manome sy mandrindra endri-javatra fiasa
Manolotra tolotra fandefasan-kafatra, fahafahana manao antso am-peo sy an-tsary ary mifandray amin’ny hafa
Manolotra vokatra fanaovan-doka,
Manolotra ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta izay manao zavatra toy ny mamorona sy mahatakatra ny dikan’ny votoaty (toy ny lahatsoratra, horonampeo, sary ary horonantsary) sy manatanteraka asa
Manatontosa famakafakana
Manamora ny fanjifanao sy fandoavam-bolanao amin’ny Meta Pay na traikefanao fandoavam-bola hafa ao amin'ny Meta
Manamarina raha mandeha ara-dalàna ireo Vokatray, anisan'izany ny famahana olana, ary ny fanamboarana izany raha misy tsy mety
Mampiasa fampahalalana ihany koa izahay mba hamolavolana, hikarohana sy hitsapana ny fanatsarana ireo Vokatra Meta. Mampiasa ny fampahalalana anananay izahay mba hahafahana:
Mamolavola sy manatsara vokatra sy endri-javatra fiasa
Manamboatra sy mitsapa vokatra sy fiasa vaovao mba hahitana raha mandeha izy ireo
Mahazo fanehoan-kevitra momba ny hevitray ho an’ireo vokatra na endri-javatra fiasa
Manao fanadihadiana sy fikarohana hafa momba izay tianao amin’ny Vokatray sy ny marikay, ary izay azonay hatsaraina ho an’ny Vokatra sy marika an’i Meta.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny fampahalalan’ny mombamomba daholobenao (anisan’izany ny anaranao, ny anara-mpampiasanao ary ny sary mombamombanao)
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ny fiasan’ny fakan-tsarinay na ny fikirakirana ireo rakitsarinao, na amin’ny alalan’ireo endri-javatra mampiasa feo ananay
Ireo hafatra alefanao sy raisinao, anisan’izany ny votoatin’ireo hafatra, araka izay takin’ny lalàna manan-kery
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta ary ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto endri-javatra fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao, anisan’izany ny fampahalalan’ny kara-bola fahana tapa-drambo
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ny sarinao na selfie horonantsarinao raha manome azy ianao rehefa mifandray aminay mila tohana momba ny kaonty
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Fampahalalana avy amin’ireo "cookies" sy ny teknolojia mitovy aminy
Votoaty ho an'ny daholobe foroninao na foronin’ny hafa, na zarainao na zarain’ny hafa, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo amin’ireo Vokatra Meta
Ireo fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta, ary ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto.
Fampiroboroboana ny aroloza, ny fahamendrehana ary ny fiarovana ao amin'ireo vokatra Meta sy manerana azy ireny
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ireo Vokatra Meta dia natao hikarohana sy hanampy amin’ny fiantohana ny aroloza, ny fahamendrehana ary ny fiarovana izany tolotra izany sy ireo olona mampiasa azy ireny, ao anatin’ny Vokatra Meta sy ivelan’izy ireny. Izahay dia mikirakira fampahalalana anananay mifandraika aminao, mampihatra teknika fikirakirana mandeha ho azy ary, amin’ny tranga sasany, manatontosa fikirakirana ataon’olombelona entina:
Manamarina kaonty sy hetsika
Mikaroka ireo fanitsahana ny fepetranay na politikanay ary mandray ny fepetra mifandraika amin'izany. Amin’ny tranga sasany, dia dinihin’ny Filankevitry ny Andrimaso ireo fanapahan-kevitra raisinay momba ireo tsy fanaraham-penitra amam-politika,
Manadihady hetsika mampiahiahy
Mahatratra sy misoroka ary miady amin’ny fitondrantena manimba na tsy manara-dalàna, toy ny mandinika, sy amin’ny tranga sasany manala votoaty taterina aminay,
Mamantatra sy miady amin’ireo tsy fitoviana sy ireo fitsaran-diso ara-bolonkoditra mianjady amin’ireo fiombonamben’olona voahilikilika ara-tantara
Miaro ny aina, ny fahasalamana ara-batana na ara-tsaina, ny mahasoa ary miantoka ny fiarovana ireo mpampiasa na ny olon-kafa
Mahatratra sy misoroka spam, zavatra hafa momba ny fiarovana sy ireo traikefa ratsy hafa,
Mamantatra sy mampijanona ireo fandrahonana ny mpiasanay sy ny fanananay
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy horonam-pakantsarinao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ireo hafatra alefanao sy raisinao, anisan’izany ny votoatin’ireo hafatra, araka izay takin’ny lalàna manan-kery
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Ireo fifandraisana sy fampiasana ireo fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao, anisan’izany ny fampahalalan’ny kara-bola fahana tapa-drambo
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ny sarinao na selfie horonantsarinao raha manome azy ianao rehefa mifandray aminay mila tohana momba ny kaonty
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Mampiasa fampahalalana nomenao anay (toy ny fomba fifandraisana amin’ny mombamombanao) izahay mba handefasana serasera aminao, toy ny filazana alefa mailaka na anaty vokatra iray, ohatra:
Hifandray aminao izahay amin’ny alalan’ireo filazana alefa mailaka na anaty vokatra mifandraika amin’ireo Vokatra Meta, olana mifandraika amin’ny vokatra na fikarohana, na koa hampahafantatra anao ny momba ireo fepetra sy politikanay.
Mampiasa fomba fifandraisana toy ny adiresy mailakao hamaliana koa izahay rehefa mifandray aminay ianao.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra ampifandraisinao amin'ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ireo "cookies" sy ireo teknolojia mitovy aminy.
Famindrana, fitahirizana na fikirakirana ny fampahalalanao maneran-tany
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Famindrana, fampirimana na fikirakirana ny fampahalalanao any ampitan’ny sisin-tany, anisan’izany avy ao sy mankao Etazonia sy ireo firenena hafa: Izahay dia mizara ny fampahalalana angoninay maneran-tany, anatiny manerana ireo biraonay sy ivon’angon-drakitray no sady ivelany amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminay sy ireo antoko fahatelonay ary ireo mpamatsy serivisy anay. Satria maneran-tany i Meta, manana mpampiasa sy mpiara-miombon’antoka, mpandraharaha ary mpiasa manerana izao tontolo izao, ireo famindrana dia ilaina:
Mba hampandehanana sy hanolorana ireo serivisy voasoritsoritra ao anatin’ireo fepetra izay mahakasika ny(ireo) Vokatra Meta ampiasainao. Anisan’izany ny mba hahafahanao mizara fampahalalana sy mifandray amin’ny fianakavianao sy ny namanao maneran-tany; ary
Mba hanitsiana sy hamakafakana ary hanatsararana ireo Vokatray.
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasa ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao, anisan’izany ny fampahalalan’ny kara-bola fahana tapa-drambo
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ny sarinao na selfie horonantsarinao raha manome azy ianao rehefa mifandray aminay mila tohana momba ny kaonty
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Ny fampahalalana rehetra ahitana fiarovana manokana izay safidinao homena, toy ny fijerinao ara-pivavahana, fironanao ara-nofo, firehanao ara-politika, fahasalamanao, fiavianao ara-bolonkoditra na ara-poko, finoanao ara-filôzôfia na ny maha-mpikambana anao amin'ny sendikà, na koa ny fanadihadiana fidinao handraisana anjara sy nanomezanao fanekena mazava
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Fandraisana sy fampiasana fampahalalana avy amin'ireo antoko fahatelo mba hampifanentanana ireo doka hitanao amin'ny filànao: Hampiasa ny fampahalalana omen’ireo mpanao doka, mpandraharaha sy mpiaramiombon'antoka hafa izahay mikasika ny hetsika ivelan’ireo Vokatry ny Orinasa Meta izay nampifandraisanay taminao, mba hanomezana endrika manokana ireo doka asehonay aminao amin’ireo Vokatray sy amin’ireo tranonkala sy app ary fitaovan-tserasera izay mampiasa ireo tolotra fanaovanay dokam-barotra. Mandray ireo fampahalalana ireo izahay na tafiditra ao amin'ny kaontinao ianao na tsia, na manana kaonty amin'ny Vokatray ianao na tsia. Jereo ny Politika momba ny "cookies" hahitana fampahalalana bebe kokoa.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Fizarana fampahalalana amin’ireo antoko fahatelo araka ny fangatahanao
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ny karazan’antoko fahatelo sy ireo sokajin’ny fampahalalana zaraina dia miankina amin’ireo fisehoanjavatra mikasika izay angatahinao hozarainay. Ohatra:
Mizara ny mailakao (na fomba fifandraisana hafa) na fampahalalana hafa mety fidinao rehefa maniraka anay hizara azy amin’ny mpanao doka iray ianao amin’izay izy afaka mifandray aminao mila fampahalalana fanampiny momba ny vokatra asondrotra iray, ary
Raha misafidy ny hampiditra app, lalao na tranonkala hafa amin’ireo Vokatra Meta ary hiditra amin'ny kaonty ianao, dia hozarainay amin’ilay app, lalao na tranonkala ny fampahalalana momba anao mba ahafahanao miditra.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny fampahalalana toy ny mpifandray aminao na fampahalalana mombamomba anao
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina na kaomantera
Fanolorana tolotra momba ny fandrefesana sy ny famakafakana ary ny fandraharahana
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ireo rafitray dia mikirakira amin’ny fomba mandeha ho azy, sy amin’ny alalan’ny fikirakirana ataon’olombelona ny fampahalalana momba anao sy ny hafa izay nangoninay sy notahirizinay Mampiasa ity fampahalalana ity izahay mba hahafahana:
Hanomezana haitsikaritra sy tatitra momba ny refy ho an’ireo orinasa sy ireo mpanao doka ary ireo mpiaramiombonantoka hafa mba hanampiana azy ireo handrefy ny fahombiazan’ireo sy ny fiparitahan’ireo doka sy votoaty ary serivisin’izy ireo na an’ny mpanjifan’izy ireo, mba hahazoana hoe karazan’olona inona avy no mahita ny votoatin’izy ireo sy ny dokan’izy ireo, ary ahoana ny fahombiazan’ny votoatin’izy ireo sy dokan’izy ireo amin’ireo sy ivelan’ireo Vokatra Meta, ary
Hamatsiana tatitra famakafakamirindra sy haitsikaritra momba ny mpampiasa tambabe izay manampy ireo mpampiasa, fihariana, mpanao doka ary mpiaramiombonantoka hafa hahalala mazava ireo mpahita mety ho tian’izy ireo hifandraisana, ary koa ireo karazan’olona mampiasa ireo serivisin’izy ireo sy ny fomba ifanaovan’ny olona amin’ireo tranonkalan’izy ireo, appn’izy ireo ary serivisin’izy ireo.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana tsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ny fiasan’ny fakan-tsarinay na ny fikirakirana ireo rakitsarinao, na amin’ny alalan’ireo endri-javatra mampiasa feo ananay
Fidandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, toy ny hoe raha eo aloha na tsia ny appnay na raha mihetsika ny “souris” ampiasainao (izay afaka manampy amin'ny fanavahana ny olombelona amin'ny fitaovana mandeha ho azy (bots)
Ireo singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ireo "cookies" sy ny teknolojia mitovy aminy
Fanolorana traikefa mirindra
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Ny fizarana fampahalalana manerana ireo Orinasa Meta:
Mba hanomezana traikefa mirindra, mifanjohy sy manan-karena kokoa ary mitondra haivao manerana ireo Vokatr’ireo Orinasa Meta mba hamelomana ireo fifanaovana, fizarana, fijerena ary firobohana amin’ny votoaty miampita app, anisan’izany ireo petadrindrina sy horonantsary.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Ireo fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Ireo singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ireo "cookies" sy ny teknolojia mitovy aminy
Ho an’ireo mpampiasa WhatsApp, fantaro bebe kokoa hoe inona avy ny fampahalalana zaraina amin’i Meta.
Faharanitantsaina sy famakafakamirindra ho an’ny fihariana
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Mba hahatakarana, amin’ny ankapobeny, ny fampiasanao ireo Vokatray sy manerana ireny vokatra ireny, mba hanisana araka ny tokony ho izy ny olona sy ny fandraharahana; ary;
Mba hanaporofoana fa mitombina ireo refy mifandraika mivantana amin’izy ireo, mba hanomezan-fampahalalana sy hanatsarana ny lalan-kizoran’ny vokatra sy ny famolavolana vokatra ary hanoavana ireo adidy fanaovan-tatitra (mpiaramiombonantoka/vola azo).
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Ireo singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Famantarana anao toa mpampiasa Vokatra Meta iray sy fanokanana ireo doka asehonay aminao amin’ny alalan’ny Meta Audience Network rehefa mitsidika app hafa ianao:
Rehefa mampiseho doka aminao amin’ny alalan’ny Meta Audience Network izahay rehefa mitsidika app hafa, ireo rafitray dia mikirakira ho azy ny fampahalalana nangoninay sy nampiriminay momba anao sy ny hafa mba hamantarana anao toa mpampiasa Vokatra Meta sy hampifanentanana ireo doka hitanao aminao.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Ireo fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Ireo singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ireo "cookies" sy ny teknolojia mitovy amin’izy ireo
Fanomezana serasera marketing
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Miankina amin’ny fikiranao sy araka ny lalàna manan-kery, dia hizara serasera marketing aminao izahay.
Hanangona sy hitahiry ny fampahalalanao ary hampiasa io handefasana serasera marketing aminao, toy ny mailaka, araka ny lalàna manan-kery izahay.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana tsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Fanatontosana fikarohana sy famoronana zava-baovao ho an’ny soa iombonana
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Manatontosa fanadihadiana sy mampiasa fampahalalana izahay (anisan’izany ireo avy amin’ny mpikaroka miara-miasa aminay) mba hanatontosana sy hanohanana ny fikarohana sy ny haivao momba ireo lohahevitra fiahiana ara-tsosialy, fandrosoan’ny teknolojia, soa iombonana, fahasalamana ary ny zava-mampiadana amin’ny ankapobeny.
Ohatra, mamakafaka ny fampahalalana anananay momba ireo modelim-pifindra-monina mandritra ireo voina izahay. Io dia manampy ireo fikambanana mpamonjy traboina hahatonga ny fanampiana any amin’ireo toerana sahaza izany.
Izahay dia manangona, mitahiry, manambatra, mamakafaka ary mampihatra tekinika fikirakirana mandeha ho azy toy ny fampitambarana fampahalalana ary koa fandinihana an-tanana (ataon’olombelona) sy fizarana fampahalalana, araka izay ilaina hikarohana sy hamokaran-java-baovao ho an’ny soa iombonana amin’io fomba io.
Manohana ny fikarohana amin’ireo sehatrasa toy ny faharanitantsaina artifisialy sy fianara-masinina izahay.
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasaina, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Amin’ny tranga sasany, esorinay ny famantarana manokana amin’ny fampahalalana mifandray aminao, toy ny hetsika ataonao ao anatin'ny Vokatray sy ivelan'izany, ary ampiasainay ilay fampahalalana azo, ohatra, mba hanomezana sy hanatsarana ny Vokatra Meta, anisan’izany ny dokam-barotra.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny fotoana sy hatetika ary faharetan’ireo fihetsikao amin’ireo Vokatray
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Ireo sokajin’ny fampahalalana sitrahanay, ampiriminay, ampiasainay ary zarainay dia arakaraka ny fisehoan-javatra manokana. Ohatra, ireo famaliana fangatahana ara-dalàna rehefa tsy teren’ny lalàna dia mazàna hisy fampahalalana voafetra (toy ny fomba fifandraisana sy fampahalalana fidirana).
Saingy, ny fampahalalana kirakirainay dia ho arakaraka ireo tanjona, ary mety ho anisany ireto manaraka ireto:
Ho famaliana ireo fangatahana ara-dalàna avy amin’ireo antoko fahatelo toy ireo mpifanolana amin’ny raharaham-pitsarana ady madio, ny mpitandro filaminana ary ny manampahefana governemantaly hafa
Mba hanoavana lalàna manan-kery na noho ny antony fitsarana ara-drariny sy hitsiny
Mba hitandroana ny aroloza sy ny fahalemana ary ny maha iray tsy mivaky ireo Orinasa Meta, ireo Vokatra Meta, ireo mpampiasa, ireo mpiasa, ny fananana ary ny daholobe
Mamantatra bebe kokoa hoe ahoana no fampiroboroboanay ny aroloza sy ny fahalemana ary ny fiarovana.
Sokajim-pampahalalana ampiasainay (jereo 'Inona avy ny fampahalalana angoninay?' hahazoana antsipiriany bebe kokoa momba ny sokajim-pampahalalana tsirairay). Ny tena fampahalalana ampiasainay dia miankina amin’ireo fisehoan-javatray ara-javamisy, saingy mety hiaty ny iray amin’ireto manaraka ireto:
Ny votoaty foroninao, toy ny petadrindrina, kaomantera na horonampeo
Ny votoaty omenao amin’ny alalan’ilay fiasa fakantsarinay na ireo tefy pelikiolanao, na amin’ny alalan’ireo fiasa ampandehanim-peonay
Ny metadata momba ny votoaty sy hafatra, araka izay takian’ny lalàna manan-kery
Fifandraisana sy fampiasana ireo endri-javatra fiasanay izay ampahan’ny IA ao amin’ny Meta sy ny metadata mifandraika. Ohatra, ny fampahalalana toy ny votoaty sy hafatra ifanakalozanao na ifanakalozan’ny hafa amin’ireto fiasa ireto
Ireo karazana votoaty jerenao na ifandraisanao sy ampiasainao, ary ny fomba anaovanao izany
Ireo app sy fiasa ampiasainao, ary izay asa ataonao ao anatin’izy ireo
Ireo fividianana na fifanakalozana hafa ataonao
Ireo hashtag ampiasainao
Ny sarinao na selfie horonantsarinao raha manome azy ianao rehefa mifandray aminay mila tohana momba ny kaonty
Ireo toetoetry ny fitaovan-tserasera sy ny rindrambaikon’ny fitaovan-tserasera
Izay ataonao amin’ny fitaovan-tseraseranao, ohatra raha eo anoloana na tsia ny appnay na raha mihetsika ny totozinao (izay mety hahafahana manavaka ny olombelona amin’ny bot)
Singa famantarana izay mampiavaka ny fitaovan-tseraseranao amin’ny an’ireo mpampiasa hafa
Ireo signalin’ny fitaovan-tserasera
Ny fampahalalana nozarainao tamin’ny alalan’ny tefy fitaovan-tseraseranao
Ny fampahalalana momba ny toerana
Ny fampahalalana momba ny tambajotra izay aminy no ampifandraisinao ny fitaovan-tseraseranao, anisan’izany ny adiresy IPnao
Ny fampahalalana avy amin’ny kokizy sy teknolojia mitovy aminy
Antony sy fomba ikirakiranay ny fampahalalana momba anao:
Rehefa misy fanerena anay hamboraka fampahalalana toy ny hoe raha maharay fangatahana ara-dalàna mitombina momba ny fampahalalana manokana toy ny didy fampisavana iray izahay, dia hojerenay, hotahirizinay sy/na hozarainay amin’ireo mpanara-maso, mpitandro filaminana na hafa ny fampahalalana momba anao.